Indray mijery
Ao anatin’ny tetikasa Mitsinjo mialoha ny haintany, nokarakaraina ny fanofanana ho an’ireo Warners mba hanamafisana ny fahaiza-manaony momba ny fandraisana andraikitra mialoha. Eo ny mahakasika ny haintany sy ny loza ara-pahasalamana mety hitranga. Mpandray anjara 26 nanatrika ny fanofanana, ka ny 20 tamin’ireo dia Warners avy amin’ny distrikan’Ambovombe sy Amboasary …
No comments yet. Be the first to add a perspective.