Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Miaraka amin’ny Orange Madagascar: hisitraka fampiofanana niomerika ny sekoly teknika

Natao sonia omaly, teny amin’ny foiben’ny minisiteran’ ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, Am­pe­filoha, ny fanaovan-tsonia fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny minisitera sy ny ori­nasa Orange Madagasikara. Hifototra amin’ny fanamafisana ny fifehezana ny niomerika, hanamora ny fidiran’ny tanora sy ny vehivavy amin’ny sehatry ny asa ny tanjon’ny roa tonta. Hitondra …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.