Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fahasalaman’ny saina: hisy fitsirihana sy fanentanana maimaimpoana eny Mahamasina

Tanjon’ny Fikambanan’ny vondrona misehatra amin’ny fahasalaman’ny saina sy manohana ara-tsaina sy ara- tsosialy ny hanorina fahasalamana ara-tsaina miabo sy matanjaka ho an’ny vahoaka. Manomboka anio ary haharitra roa andro ny hetsika ataon’ny mpikambana ao amin’ny Vovo­nan’ny mpisehatra ho an’ny fahasalaman’ny saina eto Madagasikara, eny amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.