Voaroban’ny jiolahy: vehivavy maty voatifitra teo amin’ny tenda
Nirefotra indray ny poa-basy tao Bazary kely Tanambao V, Toamasina, omaly atoandro. Namoy ny ainy, rehefa notifirin’ireo olon-dratsy tamin’ny alalan’ny basy, ny vehivavy iray mpiasa amin’ny toeram-pivarotana akora natokana ho an’ny biby fiompy sy fambolena. Hanakatona ny tsena izy tamin’io zoma atoandro, tamin’ny 11 ora sy 45 minitra, io. Nigadona …
No comments yet. Be the first to add a perspective.