Nangady lavadrano: lehilahy maty voatsatoky ny vy teo amin’ny fony
Maty voatsatoky ny barre à mine teo amin’ny fony ny lehilahy iray, teny Ambohimangakely, afakomaly. Latsaka tampoka avy eny ambonin’ny lavaka io vy io ka nitsatoka teo amin’ny fony. Asa nitera-doza. Lehilahy iray 43 taona, antsoina hoe: Solofo maty voatsatoky ny barre à mine teo amin’ny fony, teny Andafiavaratra, fokontany …
No comments yet. Be the first to add a perspective.