Beach Volley: firenena 5 hiady ho lohany
Hotanterahina atsy Comores, ao amin’ny torapasik’i Itsandra Mojini, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, amin’ny Beach volley na Volley-ball lalaovina ambony fasika, sokajy U18, lahy sy vavy. Fihaonana karakarain’ny kaonfederasiona afrikanina (CAVB), ny 15 ka hatramin’ny 18 oktobra ho avy izao. Firenena dimy no hiady ho lohany amin’ity dia …
No comments yet. Be the first to add a perspective.