SOMBIM-BAOVAO
Nihintsana teo amin’ny fihodinana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja judo, Andriambololona Hajanirina Zo, ho an’ny sokajy latsaky ny 78 kg, vehivavy, teo amin’ny vondrona «B». Fihaonana notanterahina tany Ouzbekistan, ny sabotsy lasa teo. Lavon’ilay Gineanina, i Branser Marie, izy. Tamin’ny alalan’ny Ippon no naharesy azy tamin’ity. Nanainga …
No comments yet. Be the first to add a perspective.