Fibatana fonjamby : Manomana ny lalao Olympika i Tsiky Mahay Tia
Anisan’ireo atleta hiatrika ny lalao Olympika ho an’ny tanora (JOJ) hatao atsy Senegal, ny 30 oktobra – 13 novambra ho avy izao, Rakotonoely Tendry Tsiky Mahay Tia, vehivavy atleta eo amin’ ny taranja fibatana fonjamby. Nambarany fa efa nanomana fatratra an’io fifanintsanana io ny tenany na teo amin’ny ara-batana izany …
No comments yet. Be the first to add a perspective.