Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Echecs – «Mondiaux 2026» : Mianto-tena ny ekipa malagasy

Anisan’ireo firenena hiatrika ny fiadiana ny ho tompodaka maneran-tany «Mondiaux 2026 » taranja «Echecs», i Mada­gasikara. Fihaonana hotanterahina any Roquetas de Mar, Espagne, manomboka anio ka hatramin’ny 21 oktobra ho avy izao. Ho an’ny sokajy zandriny U7 ka hatramin’ny U17, zazalahy sy zazavavy, ity fifaninanana ity. Mpilalao 8 mianadahy no hiaro …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.