Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

TSELATRA

Tovovavy iray tratra nangalatra finday marika Spark 50 tao amina toeram-pivarotana finday etsy Analakely, omaly. Nilaza fa nentin’ny fanahy izy, nahatonga azy nampiditra ilay finday tao anaty harona plastika teny an-tanany. Nanambara ny mpivarotra fa norebireben’ity tovovavy ity izy ary nanontaniany ny mahakasika ireo kojakoja rehetra miaraka aminy. Efa nataony …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.