Boky Tantara foronina: Mifono hafatra ho an’ny tanora ny « Tsy miolaka »
Namoaka boky tantara foronina, mitondra ny lohateny hoe : “Tsy miolaka”, i Zara Ainga. Miisa 170 pejy ity boky ity, izay mifono sy mahalaza lafi-piainana maro. Naseho ampahibemaso ny 10 oktobra lasa teo ity sanganasa ity. Tovolahy iray zanaky ny taona 90 no tantaraina ao anatin’ny boky. Taraiky teo antenantenan’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.