“Afromada Music Awards” : Hampiakarana lenta ny mozika afrikanina
Hetsika iray, miendrika fifanakalozana sy fifampizarana eo amin’ny samy mpanakanto afrikanina ny “Afromada Music Awards”. Hotontosaina eto Madagasikara hatrany ny andiany faharoa, amin’ny faran’ny herinandro. Tosika ho an’ny mozika malagasy. Voasokajy ho firenena afrikanina manan-karena mozika i Madagasikara hatramin’izay. Poforon’izany ny nisian’ireo Malagasy mpanakanto nisongadina tamina fifaninanan-kira iraisam-pirenena maro. Iray …
No comments yet. Be the first to add a perspective.