Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Minisiteran’ny Fampianarana ambaratonga ambony : 600 mahery ny fangatahana fankatoavana voaray

Nanatanteraka fihaonana tamin’ireo solontenan’ny ivontoeram-pampianarana ambaratonga ambony tsy miankina manerana ny Nosy, teny Fia­danana sy nampitain-davitra, ny minisiteran’ny Fampia­narana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ny faran’ny herinandro teo. Nifantoka tamin’ny tomban’ezaky ny Vaomiera nasionaly misahana ny fankatoavana (CNH) ho an’ny taona 2026 ny dinika. Nitarika izany ny tale jeneralin’ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.