Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Firaisankinan’ny ben’ny Tanàna : Tafapetraka ny rafitra FBF ao Sofia

Tafiditra amin’ny fankalazana ny Andron’ny 14 oktobra. Tafapetraka soa aman-tsara ny Firaisankinan’ny ben’ny Tanàna ho an’ny fanavaozana (FBF) ao amin’ny faritra Sofia. Nidina any an-toerana, nanatanteraka fitsidihana ofisialy voalohany ny avy amin’ny birao nasionaly. Nitarika izany ny filoha mpanorina, Randrianam­boariny Jean Pierre, voafidy tany Ambohimarina, distrikan’i Manandriana. Mandrafitra ny delegasionina …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.