Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

INDRAY MIJERY

Noraisin’ny fitondram-panjakana an-tanàna ny fikarakarana ireo mpampivelona sy mpamily niharan’ny lozam-pifamoivoizana tany Antsohihy. Taorian’ny fandefasana azy ireo fiaramanidina avy any an-toerana, nigadona teny Ivato ireo naratra ary tsaboina ao amin’ny CHUJRA Anosy. Raisin’ny fitondram-panjakana an-tanana ny fitsaboana ny mpampivelona efatra sy ny mpamily iray izay tena mila fitsaboana manokana. Ao …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.