Fampiroboroboana ny fahitsiana : Ho mpampita hafatra mahomby ny tanora
Taorian’ny zaikabem-pirenena ho an’ny fampiroboroboana ny fahitsiana ho an’ny tanora, nokarakarain’ny Komity mitandro ny fahitsiana, namolavola «Manifeste» momba ny fandraisana andraikitra amin’ny maha olom-pirenena sy ny fahafahan’ny tanora mahazo asa ireo nandray anjara. Miaraka amin’ny fanohanan’ny Fikambanan’ireo firenena miteny sy mampiasa ny teny Kaonfederasiona Soisy ny hetsika. Anisan’ireo sosokevitra naroson’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.