Antoko Malagasy miara-miainga : «Hamafisina ny fanatsarana ny fiainam-bahoaka»
Naneho ny fiarahabana sy ny firariantsoa ho an’ ny filohan’ny Fanavaozana sy ireo mpanolotsaina avo ny antoko MMM, amin’ izao tsingerintaona voalohan’ ny fitondrana Fanavaozana izao. Maneho hatrany ny fahavononany hiara-miasa amin’ ny fanatanterahana ireo fanovana entina hanorenana firenena vanona sy hampandrosoana an’i Madagasikara ny antoko, araka ny fanambarana. Niaiky …
No comments yet. Be the first to add a perspective.