INDRAY MIJERY
Nivory teny amin’ny foibe famantarana ny toetry ny andro ireo sampana tompon’andraikitra amin’ ny fanomanana ny fiatrehana ny trangan-javatra vokatry ny El Niño. Miteraka fikorontanana mahery vaika izy io ka mila miomana manoloana ireo loza voajanahary mifandraika amin’ny toetry ny andro. Ho fiatrehana izany, nametraka drafitra hanamafisana ny fiomanana mialoha, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.