Tsy fandriampahalemana : Niharan’ny fanafihana ny mpanao vaksiny
Mpiasan’ny fahasalamana iray ao amin’ny CSB II Marovato, distrikan’Andilamena, no niharan’ny fanafihan-jiolahy mitam-piadiana ny herinandro lasa teo, tamin’ny 6 ora hariva. Teny an-dalana hody rehefa avy nanatanteraka ny asa ao anatin’ny hetsika fanaovam-baksiny VAR/polio sy fanomezana vitamina A tany atsinanana Andranotsara izy no voatafika. Vokatry izany, naratra mafy izy ary …
No comments yet. Be the first to add a perspective.