Rindrambaiko softappli : Mamaly ireo filana eto Madagasikara
Manampy ny orinasa hivelatra amin’ny niomerika ny Softwell amin’ny famokarana rindrambaiko mifanaraka amin’ ny filana. Nandritra ny hetsika Softevent teny Alarobia no nampahafantarana koa ny softAppli. “Natokana ho an’ny filana eto Madagasikara ny rindrambaiko novolavolaina niainga avy amin’ny traikefa nandritra ny 25 taona nijoroan’ny orinasa teto amintsika nefa manaraka ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.