Fiahiana sosialy ho an’ny mpiasa tena : Nampahafantarina tany Toamasina ny ho an’ny faritra Atsinanana
Afaka misitraka fisotroan-dronono rehefa tonga ny fahanterany ary nahazo fiahiana ara-pahasalamana rehefa marary ny mpiasa tena sy ny ankohonany manomboka izao. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao Toamasina ny fanohizana ny fampahafantarana ny tetikasa fanitarana ny fiahiana sosialy ho an’ny mpiasa tena sy ny vady aman-janany. Miara-miasa amin’ny fanatanterahana izany ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.