TSELATRA
Tsena mitafo bozaka maro may tao Antanimary, kaominina Ambanivohitra Ambatomivary, disitrikan’i Betroka, omaly atoandro. Niara-nisalahy namono ny afo ny fokonolona sy ny tomponandraikitra any an-toerana. Efa manokatra ny fanadihadiana ahafantarana ny anton’ny fahamaizana ny mpitandro filaminana. Nirotsaka an-dalambe nampianatra lalàna mifehy ny fifamoivoizana ho an’ireo mpamily Taxi-Ville sy Taxi-moto ao …
No comments yet. Be the first to add a perspective.