Antanandrano : Roa lahy tratra nivarotra rongony
Nosamborin’ny zandary miasa ao amin’ny tobim-paritra Ankadikely Ilafy ny roa lahy mpivarotra rongony ikoizana eny amin’ny fokontany Antanandrano, afakomaly. Manoloana ny laza ratsy hananan’io toerana io, amin’ny fisiana mpivarotra rongony, izay antsoin’ny tanora hoe daboka, nidina ifotony ny mpitandro filaminana izay notarihin’ny lehiben’ny tobim-paritra miasa ao Ankadikely. Nofandrihana ireo mpivarotra …
No comments yet. Be the first to add a perspective.