Manakambahiny : Lehilahy hita faty nihohoka tao anaty tatatra
Hita faty tao anaty tatatra tany amin’ny tanàna iray antsoina hoe Ambany Atsimo, fokontany Manakambahiny, disitrikan’ Anjozorobe, omaly maraina tamin’ny 10 ora latsaka fahatelony, i Baby, lehilahy 36 taona. Olona sendra nandalo teny an-toerana no nahita azy efa nihohoka tao anaty rano ka nampandre ny tomponandraikitry ny fokontany. Ity farany …
No comments yet. Be the first to add a perspective.