Novonoina ny rainy, naolana ny reniny : Natao takalonaina, tadiavina i Mahandry kely
Miantso ny tomponandraikitra hanampy azy ireo hitady an’i Mahandry, zazalahy telo taona natao takalonaina ny fianakaviany, omaly. Novonoin’ny tsy mataho-tody ny rainy, naolana ny reniny, tsy mbola nandrenesam-baovao ny momba azy. «Mbola tsy hita, mikaroka an’i Mahandry kely izahay fianakaviana amin’izao fotoana izao», hoy ny fanazavan’i Natolotra Mamiherimanda Sahondraniriana Eva, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.