VFKF : Mikendry ny hanomezan-danja ny fokonolona
Nanantanteraka fotoam-pivavahana iraisam-pinoana tetsy amin’ny FJKM Ambatomena, afakomaly, ny Hetsika fampiraisana kristianina ho an’ny firenena (HFKF) sy ny Vovonana famerenan-kasina ny fokonolona (VFKF) izay ivondronana fikambanana maro, miorina hamerina ny hasin’ny fokonolona, ahitana ny TMTM, FFMA, Fizoma, Tafo Mihaavo, Fanonga fokonolona, ny FMGKrima… Nanamarika ny faha-68 taona nijoroan’ny Repoblika Malagasy …
No comments yet. Be the first to add a perspective.