« Afromada Music Awards » : Efa eto ireo vahiny mpanakanto
Zily avy any Mayotte, Souncheitfit, Phil Bill avy any Cameroun ary i Wizboy avy any Nigeria. Ireo no vahiny mpanakanto nasaina ka efa tonga eto Madagasikara handray anjara amin’ny andiany faharoa amin’ny « Afromada Music Awards ». Nosokafana omaly, tetsy amin’ny Radisson Blu Hôtel ny hetsika, tamin’ ny alalan’ny fampahafantarana ireo mpanakanto …
No comments yet. Be the first to add a perspective.