INDRAY MIJERY
« Miara-mientana isika hiady amin’ny homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranonjaza ». Io ny lohahevitra entina hankalazana ny “Octobre rose” amin’ity taona ity. Eny amin’ny kaominina Bemasoandro Itaosy no hanaovana ny fanamarihana, ny 23 oktobra ho avy izao. Hisy fanentanana sy fitiliana maimaimpoana ho an’ny vehivavy, entina hanamafisana ny ady amin’ny homamiadan’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.