Fanorenana sy fanajariana ny tany : Hisy varavarana misokatra eny Avaradrano
Ao anatin’ny Iray volan’ny tanàn-dehibe isika izao. Mankalaza izany ny eny amin’ny distrikan’Avaradrano, amin’ny alalan’ny varavarana misokatra izay hatao eny amin’ny kaominina Alasora, ny talata 20 okotobra 2026 ho avy izao. Hisy ny fizarana fahalalana momba ny fanajariana ny tany izay hampandrosoana ny tanàna. “Hampahafantarina ny mponina ny maha zava-dehibe …
No comments yet. Be the first to add a perspective.