DAKA AN-JORONY: I Kotomainty no naka ka i Kotofotsy no takina
Ny tsy mamindra tokoa toa mihemotra. Marina izany satria ny olona tsy mandeha fa mijanona am-pitoerana dia tsy lasa lavitra fa songonan’izay mandeha. Voaporofo ao anatin’ ny fifaninanana amin’ny fanatanjahantena izany. Ity tontolo ity izay tsy hita izay ilazana azy eto Madagasikara na mandeha na tsia. Tsy taranja ho an’olon-tokana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.