Ivontoeram-piofanana teknika Carion : Nandaniana 2, 71 dôlara ny nanavaozana ny fotodrafitrasa
Nahazo fotodrafitrasa manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny baolina kitra malagasy. Fandaharanasa Fifa Forward. Afaka ampiasaina ho fanomanana ny ekipam-pirenena ny ivontoerana teknika nasionaly eny Carion. Na izany aza, tsy mbola afaka handraisana lalao iraisam-pirenena. Tontosa ny sabotsy lasa teo, tany Nandihizana Carion, ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ny ivontoeram-piofanana teknika …
No comments yet. Be the first to add a perspective.