Ping-Pong – Afrique 2026: Mandravarava ny Malagasy
Niditra tamin’ny andro faharoa, omaly, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja ping-pong ho an’ny sokajy «sénior», lahy sy vavy. Fihaonana tanterahina ao amin’ny Arena Olympic Hall, Tangier, Maroc. Tsara aloha ny vokatra ho an’ireo solontena malagasy, izay mandravarava tokoa. Porofon’ izany, nahazo fandresena hatrany ny lehilahy isan-tarika ho an’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.