« Ligue des Champions Caf » : Hanala vela amin’ny Young Africans ny CFFA
Hiakatra an-kianja, anio, ao amin’ny Kianjan’ny Azam Complex Stadium, Tanzanie, ny CFFA Andoharanofotsy. Hanao ny lalao miverina an’ny “Ligue des champions Caf”, izay hihaonana amin’ny ekipa mampiantrano, Young Africans SC Tanzanianina, izy ireo. Tsiahivina fa mbola manao valin’ady ny Malagasy, izay efa resy, 4 no ho 0, tamin’ ny fihaonana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.