Fampirantiana roa lehibe : Feno 10 taona ny Fondation H
Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana hoenti-manamarika ny faha-10 taonan’ ny Fondation H, etsy Ambatomena, lalana Refotaka, hosokafana ny 13 novambra izao, eny an-toerana, ny fampirantiana roa lehibe. « Masoandro amam-bolana », hampirantian’i Temandrota ny sanganasany. Eo ambany fitarihana sy fandrindran’i Tamsin Hong sy Hobisoa Raininoro. « Masoandro amam-bolana », hanasongadina ny tontolon’ny kanto, ny zava-panahy, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.