Basikety 3×3 – «Alley Hoop» : Hitsirihana ireo ho Ankoay
Hotontosaina ny 24-25 oktobra ho avy izao, ao Mahamasina, ny fifaninanana basikety lalaovin’olona telo, sokajy lahy sy vavy, “Alley Hoop” andiany fahavalo. Hetsika ara-panatanjahantena karakarain’ny filoha tale jeneralin’ny RDJ, Rasolojaona Tahiana (Jaytaxx) sy ny Federasionina malagasin’ny basikety (FMBB) ary tohanan’ny orinasa Orange Madagascar sy ny Star. Raha ny fanazavana azo …
No comments yet. Be the first to add a perspective.