“FIFA U15 World Cup” : Hidona voalohany amin’ny Baku ny Barea
Hanomboka anio, any Azerbaidjan, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja baolina kitra ho an’ny sokajy zandriny na “Fifa U15 World Cup” sy ny “Festival 2026”. Anisan’ireo mandray anjara ny Barea. Hifandona voalohany amin’izy ireo, eo amin’ity andro voalohany ity, ry zareo Baku. Lalao roa avy hatrany ny alahady 25 …
No comments yet. Be the first to add a perspective.