K2HB : « Marary ny kitra malagasy »
Nanatontosa valandresaka ho an’ny mpanao gazety, tetsy Antanimena, omaly, ireo mpikambana ao anatin’ny Komity hamerina ny hasin’ny baolina kitra (K2HB). Mbola mahatsapa ity fikambanana ity fa marary ny baolina kitra, amin’izao fotoana izao. Noporofoin’izy ireo tamin’izany ny vokatra ratsy azon’ny ekipam-pirenena Barea nandritra ny lalao fifanintsanana Can farany teo sy …
No comments yet. Be the first to add a perspective.