Rugby – « Amboaran’i Madagasikara » : Hanao valin’ady amin’ny Cosfa ny Uscar
Hifampitaona etsy Andohatapenaka indray ny mpankafy baolina lavalava, rahampitso. Hiady ny amboara lehibe nasionaly ny ekipan’ny Kaominina, Uscar sy ny Cosfa. Hatao amin’io fotoana io koa ny famaranana ho an’ny sokajy vehivavy. Hotanterahina rahampitso, ao amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny lalao famaranana ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja Rugby. Hiady …
No comments yet. Be the first to add a perspective.