INDRAY MIJERY
Tao anatin’ny herinandro iray, mpianatra miisa 500 no nahazo fanentanana momba ny olana mahakasika ny herisetra an-tsekoly, tamin’ny alalan’ny hetsika notarihin’ny fikambanana “Stop harcèlement scolaire à Madagascar” (SHSM) tao amin’ny distrikan’Avaradrano sy Atsimondrano. Tanjona ny hampahafantatra bebe kokoa momba ity tranga ity sy hampirisihana fitondran-tena feno fanajana eo anivon’ny sekoly. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.