Filaminana ara-pahasalamana : Nohavaozina ny drafitra nasionaly
Zava-dehibe ho an’i Madagasikara ny fanamafisana ny fahaizana misoroka, mamantatra mialoha ary mamaly haingana ireo tranga ara-pahasalamana maika. Ilaina, araka izany, ny fanavaozana ireo paikady sy antontan-taratasy enti-miatrika ny karazana loza ara-pahasalamana ahina. Tanjona ny hampifanaraka izany amin’ny fiovaovan’ny tontolon’ny fahasalamana maneran-tany sy ny toe-draharaha eto Madagasikara. Mitombo hatrany ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.