Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

65 taona ny polisim-pirenena: Tanjon’ny asa rehetra ny hanakaiky vahoaka

Taom-panokafana ny fotodrafitrasa naorina sy nohavaozina ity taona ity ho an’ny polisim-pirenena. Nimasoan’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka ny nampitaovana azy ireny ahafahany manakaiky sy manampy ny vahoaka. Ny lohahevitra «Polisim-pirenena malagasy miaro sy manampy vahoaka» no nanamarihana ny tsingerin-taona nisian’ny polisim-pirenena teto Mada­gasikara, izay feno 65 taona tamin’ity taona ity. Manan-danja ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.