« Star Tour Toamasina »: 3 andro niainana ny « Oktoberfest »
Mpifety 22 000 isa no vory, raha ny tomban’ny mpikarakara. Fampisehoana, lalao, fialamboly, fanentanana ary fiaraha-mientana no nifandimby tao anatin’ny 3 andro. Faran’ny herinandro tena nahoraka iny ho an’i Toamasina. Tsy nisy ny hetsika tamin’ny taon-dasa, noho ny toe-draharaha teto amin’ ny firenena. Niverina tamin’ny tanjany ary nihoatra ny lazany …
No comments yet. Be the first to add a perspective.