Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

VAOVAO TAMBATRA

Fifampizarana traikefa momba ny fampandrosoana ny ZES, fisarihana mpampiasa vola ary fananganana fotodrafitrasa. Nisongadina ireo nandritra ny fihaonana iraisam-pirenena momba ny faritra ara-toekarena manokana, andiany fahefatra, tany Moscou-Rosia. Nanampy an’i Madagasikara namantatra ireo fahafahana miara-miasa amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny hetsika. Tanjona ny hampiroboro ny indostria, hamoronan’asa ary hampitombo ny sandam-bokatra …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.