Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

12 tapitrisa Ar no vidiny : Azo soloina plastika ny vanin-taolana

Marary 15 hisitraka vanin-taolana artifisialy ao amin’ny CHUJRA. Mahatratra 12 tapitrisa Ar ny vidin’ny “prothèse” iray. Misy manampahaizana avy any Brest miara-misalahy amin’ny Profesora malagasy hanao ny fandidiana na ilay antsoina hoe: “arthoplastie”. Saropady ny aretin’ny vanin-taolana. Lafo dia lafo ny fanoloana azy ho artifisialy ho an’ireo tsy main­tsy mila …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.