Herinandron’ny Havàtsa-Upem : Omen-danja ny tontolon’ny soratra manontolo
Hanomboka anio 27 oktobra ka hatramin’ny 31 oktobra izao, hotanterahina ao amin’ ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy, ilay hetsika lehibe fanao isan-taona, « Herinandron’ny Havàtsa-Upem ». Omen-danja ao anatin’izany ny tontolon’ny soratra iray manontolo: ny mpanoratra sy ny aingam-panahiny, ny asa soratra, ny boky, ireo mpampiasa boky, sns. Aorian’ny fotoam-panombohana, ny maraina, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.