Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Billard – «Mondiaux 2026»  : Tsy mena-mitaha ny zava-bitan’ny ekipa vehivavy

Mitohy ao Bellville Velo­drome, Cape Town Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, ta­ranja Billard. Fifaninanana karakarain’ny International Black­ball Federation. Anisan’ ireo ao anatin’ny firenena 23 mifaninanana amin’izany i Madaga­sikara. Tsara aloha ny vokatra ho an’ny isan-tarika, vehivavy, izay efa nahavita “round 4” ka nahazo fandre­sena roa nanoloana an’i …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.