“Fifa World Cup Festival U15”: laharana faharoa ny Barea zandriny
Taorian’ny vokatra tsara azon’ny Barea zandriny, afakomaly, nahita faharesena iray sy fandresena iray indray izy ireo, omaly, tamin’ny andro fahatelo, fifanintsanana maneran-tany baolina kitra, tontosaina any Azerbaidjan. Laharana faharoa izy ireo. “Resy, avy eo nandresy”! Nahita fahombiazana ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara zandriny, omaly, tamin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany “Fifa World …
No comments yet. Be the first to add a perspective.