Badminton – «Mada Junior» : Mametraka ny anarany ny Futura BC Antsirabe
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fifaninanam-pirenena, taranja badminton ho an’olon-tokana, sokajy “Junior”, lahy sy vavy. Ligy roa no niatrika izany dia Analamanga sy Vakinankaratra. Na vao haingana aza no nitsanganan’ny Futura BC Antsirabe, efa manomboka mametraka ny anarany izy ireo. Porofon’ izany ny nandrombahany ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.