Baolina kitra : Harry Kane, Anglisy fahadimy nahazo ny “Ballon d’Or”
Fantatra afakomaly, tany Londres, renivohitr’i Angleterre, ny anaran’ireo mpilalao mendrika, lahy sy vavy, nahazo ny baolina volamena “Ballon d’Or” 2026, andiany faha-70. Ho an’ny lehilahy, norombahin’i Harry Kane, Anglisy lohalaharana ao amin’ny Bayern Munich, klioba alemà, ny amboarabe rehefa nahavita taom-pilalaovana tsara nandritra ity taona 2026 ity. Raha ny fikarohana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.