Andrianirina Fetison : « Tsy maintsy miainga avy aty ambony ny fanavaozana »
« Tsy maintsy miainga avy aty ambony ny fanavaozana. Manaraka ho azy ny eny ifotony avy eo », hoy ny ny filoha nasionalin’ny antoko Roso ho an’ny demokrasia sosialy (RDS), Rakoto Andrianirina Fetison. Anisan’ny naneho ny heviny momba ny ady amin’ny kolikoly sy ny fanovana ny fomba fitantanana ny raharaham-panjakana ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.